Entrée | tsy vaky atatra (tsy, vaky, atatra) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra [1.1] | |
Explications en français | Impudent, éhonté [1.3] | |
Exemples | Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny.
[2.4] | |
Synonymes | tsy vaky afero | |
Antonymes | vaky atatra | |
Autres orthographes | tsy vakiatatra | |
Anagrammes | tsyvakiatatra, tsy vaky atatra |
Mis à jour le 2021/10/13 |