Entrée (1/2) | 1 vaky |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Enti-milaza zavatra potika noho ny olona na vely nahazo azy na noho ny fianjerany: Vaky ny solomasoko Simba, rava: Vakin' ny rano ny fefiloha Miseho: Vaky masoandro Fantatry ny olona rehetra: Vaky izao ny tsiambaratelony Enti-milaza ny ravina, ny voa, ny vony vao mivelatra: Vaky ravina ny zavamaniry amin' ny lohataona [1.1] |
Explications en anglais |
4 broken, as glass; split; split open [1.7] |
Explications en français |
5 brisé, comme le verre; fendu; partagé [1.8] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 26 89 combinaisons de ce mot |
Analogues | 27 triatra, tapaka, tresaka, mitsefoka, miveraka, misaraka, mivava, manamika, vaky hentana |
Proverbes | 28 Proverbes contenant ce mot |
Entrée (2/2) | 29 vaky |
Partie du discours | 30 nom |
Explications en malgache |
31 Sila-javatra potipotika, poti-javatra: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazaina: Vaky teny malagasy [1.1] |
Explications en français |
32 Morceau, partie ; les diverses parties d'un bourgeon qui s'ouvre [1.196] |
Tous les mots composés | 33 2 combinaisons de ce mot |
Proverbes | 34 Proverbes contenant ce mot |
Anagrammes | 35 kavy, 36 kivà, 37 vaky, 38 vika |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |