Entrée vakim-baratra (vaky, varatra)
Partie du discours locution
Définition malgache taitra ka kepoka foana, mitanaka foana [Rajemisa 1985]
Définition française foudroyé
¶ surpris, terrifié, confondu [Abinal 1888]
Exemples Ohatra ny novakim-baratra aho, gina tsy nahitan-teny, nivandravandra sy nihinjihinjy fotsiny teo [Andraina: I Vola, page 26]
Citations 

Mis à jour le 2015/03/18