Entrée valahara
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mitandro ny haja, ny voninahiny; mahatsiaro menatra (fampiasa indrindra ialohan' ny "tsy"): Tsy volahara: Tsy menatra, tsy mendrika
Mitovy hevitra: tsy vaky afero ~ tsy vaky atatra ~ tsy vaky aty [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a word apparently used only with the negative "tsy" [Richardson 1885]
Définition française honnête, qui sait rougir, qui a de l'honneur [Abinal 1888]
Antonymes 
Citations 

Mis à jour le 2013/07/30