| Entrée (1/2) | 1 valamena |
| Mots élémentaires | 2 vala, 3 mena |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Fefy na rova manodidina ny faritra misy ny mpitsara.
6 Ny Fitsarana. [1.1] |
| Exemples |
7 Dia niakatra tao an-tanàna Ibonia ka niditra ny valamena.
[2.69]
8 Rehefa tonga ny fotoana hampandroana an' Andriamisara Efa-dahy, dia mivoaka ny Ranitra Ampanjaka, Mpanolo-tsaina ny Mpanjaka sady Mpisorona, mitondra antsy, mamono ireo omby efa voafatotra hovonoina ao amin' ny kianja manodidina ny Zombabe, ny valamena. [2.508] |
| Entrée (2/2) | 9 valamena |
| Mots élémentaires | 10 vala, 11 mena |
| Partie du discours | 12 nom |
| Explications en français |
13 (En Imerina, on appelait valamena une sorte de barrière qui séparait les juges du public ; mena faisait allusion à la noblesse du juge, représentant de la reine, non à la couleur ; c'est peut être l'origine de ce nom ?). Linum betsiliense Baker (Linaceae). Le lin du Betsileo, plante à jolies fleurs jaunes, peut donner une fibre textile ; textile noble, le rouge étant symbole de noblesse..
[Bara, Tanosy]
[1.196] 14 (de vala et mena : rouge ; de la couleur du bois). Dombeya lecomtei subsp. trichostyla Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 5292.. [Tandroy] [1.196] |
| Vocabulaire | 15 Botanique |
| Nom scientifique |
|
| Anagrammes | 16 mañavela, 17 valamena |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|