| Entrée | 1 valopy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 
3 Taratasy naforitra efatra ary midity ka aiditra ao anatiny ny taratasy alefa ho an' olona [1.1] | 
| Explications en anglais | 
4 an envelope [1.7] | 
| Explications en français | 
5 enveloppe [1.8, 1.13] | 
| Exemples | 
6 valopy manga miforiporitra sy malotom-bovoka no natolony ahy tamin' izany.
[2.472] 
 | 
| Anagrammes | 7 pilavo, 8 pivola, 9 valopy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 | 
 |