Entrée | 1 vandana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Maramara misy sorany mifangaro: Avereno any ity taratasy vandana ity fa tsy misy hilana azy. Tsy tsotra sy madio fa ratsiratsy toetra. [1.1] |
Explications en anglais |
4 spotted, speckled, of mixed colors; cf. sada [1.7] |
Explications en français |
5 moucheté, marbré [1.8] |
Exemples |
6 Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho.
[2.472]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot vandana |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |