Entrée vangoana (vango)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Asiana, velezina, kapohina mafy: Novongoany ny zandriny ka nivanditra ny ronjony
¶ Akesokesoka, arapadrapaka [Rajemisa 1985]
Morphologie 
vangoana
vangoako
vangoanao
vangoany
vangoantsika
vangoanay
vangoanareo
vangoan'
vangoan-
vangoam-
vangoa-
novangoana
novangoako
novangoanao
novangoany
novangoantsika
novangoanay
novangoanareo
novangoan'
novangoan-
novangoam-
novangoa-
hovangoana
hovangoako
hovangoanao
hovangoany
hovangoantsika
hovangoanay
hovangoanareo
hovangoan'
hovangoan-
hovangoam-
hovangoa-
vangòy

Mis à jour le 2020/07/31