|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  vaniana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Ny kibo malemy, faritra ambany indrindra amin' ny kibo (ny faritra amin' ny ilany roan' ny vaniana dia atao hoe: "lohavaniana" ary ny ao an-damosina "valahana") [1.1]
Vocabulaire  4  Biologie
Combinaisons  5  2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Entrée (2/2) 6  vaniaña
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8 [Tanala] valahana, andilana, lanivoa [1.78]
Synonymes  9 vania

Anagrammes  10 anivana, 11 Ny Avana, vaniana, vaniaña

Mis à jour le 2026/03/07