Entrée (1/3) | 1 vania |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] voa, valahana [Bara]
4 [1.78] valahana, andilana, lanivoa: Tambalañana a-moja paike am-bania (poketra an-tehezana afovato am-balahana) [Tanala] 5 [1.13] taola-maoja |
Explications en français |
6 [1.13] bassin |
Vocabulaire | 7 Biologie |
Synonymes | 8 vaniaña |
Entrée (2/3) | 9 vania |
Partie du discours | 10 adjectif |
Explications en malgache |
11 [1.78] lava volo, tsy voaasa [Tambahoaka]
|
Entrée (3/3) | 12 vania |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 [1.78] vaniana, valahana, angatra (aretina) [Tambahoaka]
15 [1.78] aretim-bania, aretina mahazo ny ankasarotana [Taisaka] 16 [1.78] kolahy, aretim-balahana, voan-kena [Bara] 17 [1.78] blennorrhagie [Bara] |
Vocabulaire | 18 Santé |
Analogues | 19 akohofotsy, ambaniana, angatra, famehy, farasisa, fiandry, fifia |
Anagrammes | 20 anavy, añ' iva, avany, avina, ivana, vania |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |