Entrée vano
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazam-borona avo dia, mitovy amin' ny vantogisa ny haben' ny tenany, ny tendany azony halavaina hirangaranga avo rehefa misy zavatra tazaniny ary koa azony hafohezina rehefa mipetraka izy. (Telo karazana ny vano ka ny lehibe indrindra dia ilay antsoina hoe vanobe) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a heron [Hallanger 1973]
Définition française   héron [Abinal 1888, Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
Définition française   héron cendré (Ardea cinerea firasa) [Tsimbazaza ]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Ardea cinerea firasa
Synonymes   langoromavo ~ vanokagira
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Articles  

Mis à jour le 2017/06/29