Entrée varotra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanakalozan-javatra amin' ny vola, hitadiavantombony: Lasa nanao varotra any an-tsiraka izy
¶ Entana amidy: Aza hitsahinao ity varotr' olona. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   selling, trade, commerce [Hallanger 1973]
Traduction française   vente, commerce, négoce, trafic, marchandise [Abinal 1888]
   vente, commerce [Hallanger 1974]
Traduction française   vente, commerce
¶ varotra andevo antsikisiky: commerce clandestin d'esclaves
¶ varotra iombonana eorôpeana: communauté économique européenne. [Vocabulaire: Politique] [SLP: Voambolana]
Exemples  
1Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 11]
2Ny fanambadiam-baro-barotra, ny varotra misy rahateo. [Callet: Tantara, page 357]
Vocabulaire  
Dérivations  
Morphologie  
varotra
varotro
varotrao
varony
varotsika
varotray
varotrareo
varotr'
varo-
varotry
-barotra
-barotro
-barotrao
-barony
-barotsika
-barotray
-barotrareo
-barotr'
-baro-
-barotry
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Articles  

Mis à jour le 2017/06/29