Entrée vato ateli-mamba (vato, telina, mamba)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza zavatra afoy, tsy misy hevitra ny hahazoana azy intsony; enti-milaza ny tenin' olona efa ho faty izay tsy maintsy tovina tanteraka, na koa teny na tsiambaratelo tanana mafy tsy atao misy mahalala [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31