Entrée vatofalia (vato, falia)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-bato mainty mafy, fakana afo fa mora miteraka afo rehefa ampifampikasohina; fanaovana kapaika [Rajemisa 1985]
Définition française pierre à fusil, silex [Abinal 1888 page 783]
Vocabulaire 
Synonymes falia ~ vatoafo
Exemples Nanampy ny basy sy ny pondy sy ny vatofalia teo aloha [Callet: Tantara]
Citations 

2014/11/10