|
|
|
|

Entrée1  vato filokana
Mots élémentaires  2 vato, 3 filokana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra [1.1]
Synonymes  6 vatotorahana, vatotsipazana

Mis à jour le 2025/12/23