|
|
|
|

Entrée1  vatomizana
Mots élémentaires  2 vato, 3 mizana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Fonjana metaly ampiasaina amin' ny fandanjana zavatra amin' ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: 1 kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns. [1.1]
Explications en anglais  [vato mizana] 6 a weight used on a scale. [1.7]
Explications en français  [vato mizana] 7 poids de balance. [1.8]
[vato mizana] 8 masse marquée. [1.13]
Exemples  9  Nifanaraka ny roa tonta fa hampiasa famarana sy fandrefesana ary vatomizana mitovy Imerina sy Lalangina mba hampitovy sy hahamarina tsara ka hampandroso ny varotra nifanaovany [2.508#]
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot
Article  11 Randzavola: vatomizana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/02