Entrée vavahady (vava, hady)
Partie du discours nom
Explications en malgache Rafi-bato na hazo atao fidirana ao amin' ny tanàna na sahan' olona iray
Vavan' ny hadivory nanodidina ny vohitra fahiny ka natao fidirana sy fivoahana tao. (Natao telo sosona na roa na iray monja ny vavahady, ka raha telo, ny mafy indrindra dia ny any ivelany, ary toerana roa no azo nanaovana ny vavahady, na eo andrefana kelin' ny zoro firarazana na eo amin' ny zorony atsimo andrefana tahaka ny misy ny varavaramben' ny trano). [1.1]
Explications en anglais A gateway [1.7]
Explications en français Portail, porte-cochère. entrée d'une ville [1.8]
Exemples Alohan' ny hiaingana hivoaka ny vavahady dia milahatra isan-tsokajy ny tily. [2.356]
Mots composés 
Proverbes 
Article 

Mis à jour le 2023/08/11