Entrée vavarano (vava, rano)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Toerana fiafaran' ny ony ka ivarianany any an-dranomasina; vinany
¶ Fihaonan-drenirano roa
¶ Halehiben' ny sakan' ny renirano na ny ony iray [Rajemisa 1985]
Définition française   embouchure [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Synonymes   vinanin-dranomasina
Citations  

Entrée vavarano
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] moron-drano, ny faritany sy ny mponina ao [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2012/04/23