Entrée vela
Partie du discours nom
Définition malgache Fanalanonana; fainetrahana, famoizana; fanomezan-dalana, famindram-po amin' ny hadisoana vita [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée vela
Partie du discours nom
Définition malgache Trosa alan' izay resy amin' ny lalao fanorona
¶ Ilazana koa ny vato telo sisa amin' ny fanoron-dimy, na ny vato dimy amin' ny fanoron-tsivy [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms 

Entrée vela
Partie du discours nom
Définition malgache sisa tavela tamin'ny zavatra nohanina na nampiasaina [SLP 1986]
Définition française déchet, résidu [SLP 1986]
Analogues  faika

2013/07/31