|
|
|
|

Entrée1  velezina
Radical  2 vely
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Kapohina mafy: Noveleziny tamin' ny kibay ilay kely ka saika torana.
5 Kapohina mba hihintsanan' ny voambary: Eo amin' ny famoloana no velezina ny vary.
6 Ampanenoina: Velezo amin' izay àry ny lakolosy ~ Any ambanivohitra dia ny amponga no velezina raha hamory ny fokonolona. [1.1]
Explications en anglais  7 to be struck; to be beaten; to be threshed. [1.7]
Explications en français  8 qu'on bat, qu'on sonne, qu'on dépique: Noveleziny mafy loatra ny zanany (Il a battu, réprimandé trop fortement son enfant). [1.3]
9 qu'on bat, qu'on frappe. [1.8]
Exemples  10  Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [2.472]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/11