| Entrée | 1 velomina |
| Radical | 2 velona |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Avala ho velona, noesorina tamin' ny fahafatesana ka naverina amin' ny fahavelomana indray: Efa nohelohin' ny fitsarana ho faty io olo-meloka io fa novelomin' ny Filohan' ny Nosy.
5 Karakaraina, ahina, omena sakafo: Tsy zakany velomina intsony, hono, ny zanany. 6 Ampanenoina, velezina: Velomy amin' izay ny lakolosy fa efa amin' ny valo maraina izao. 7 Tsofina mba hirehitra: Novelominy indray ny afo nony Lasa ny fahavalo. 8 (hevitra an'ohatra) Velomy isan' andro ny finoanao. [1.1] |
| Explications en anglais |
9 to be quickened, to be brought to life; to be supported; to be lighted (of a fire).
[1.7] |
| Explications en français |
10 qu'on ranime: qu'on laisse vivre; qu'on entretient, qu'on fait vivre; qu'on allume.
[1.8] |
| Exemples |
11 Aza velomina ny vehivavy manana ody.
[2.996]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 16 saro-belomina |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 18 milevona, 19 mivelona, 20 velomina |
| Mis à jour le 2025/11/11 |
|