Entrée vetivety
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Tsy ela, haingana ihany: Hiverina vetivety aho ka aza miala eto foana ianao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   in an instant, in a little while [Hallanger 1973]
Définition française   dans un instant, tout de suite; bientôt [Hallanger 1974]
Exemples  
1Vetivety foana dia indro nisy olona niseho. [Rajohanesa: Kintana]
2Saingy niova vetivety teo ny fitiavany nony nandroso kely ka nahatazana zavatra hafa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 103]
Synonymes   vetivetika
Citations  

Entrée vetivety
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] fieritreretana [Rakotosaona 1972]

2013/07/31