Entrée vidina (vidy)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io
¶ Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io [Rajemisa 1985]
Morphologie 
vidina
vidiko
vidinao
vidiny
vidintsika
vidinay
vidinareo
vidin'
vidin-
vidim-
vidi-
novidina
novidiko
novidinao
novidiny
novidintsika
novidinay
novidinareo
novidin'
novidin-
novidim-
novidi-
hovidina
hovidiko
hovidinao
hovidiny
hovidintsika
hovidinay
hovidinareo
hovidin'
hovidin-
hovidim-
hovidi-
vidio
Exemples Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana. [Andraina: Mitaraina, page 26]
Citations 

Mis à jour le 2020/11/16