Entrée vilia
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fivadihan' ny vaninteny ao amin' ny hoe "Lovia" izay tena teny voalohany; zavatra fasiana ny sakafo aroso hohanina: Ny vilia dia mety ho vy na bakoly na tanimanga na hazo [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a plate, a dish; cf. lovia [Hallanger 1973]
Traduction française   plat, assiette [Hallanger 1974]
Exemples   Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 160]
Vocabulaire  
Autres orthographes  
Citations  

Mis à jour le 2012/04/24