|
|
|
|

Entrée1  vinavina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Tombantombana, fisainana na tetika ara-keviny fotsiny momba ny zavatra iray, izay tsy lavitra ny tena marina: Anaovy vinavina kely, ange, ny ho laniko amin' ny fanamboarana to trano io [1.1]
Explications en anglais  4 a conjecture [1.7]
Explications en français  5 conjecture, estimation [1.8]
6 pronostic; devis; estimation; prévision, projet [1.13]
Exemples  7  Tena manahirana azy ny manao vinavina eo anoloan' ny rivotra fotsiny tahaka izany. [1.317#]
8  Efa voalaza hatramin' ny vinavina hanangana Antenimiera roa ahitana mpikambana 600 mihitsy aza. [4.27#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Analogues  21  volavola
Tous les mots composés  22  6 combinaisons de ce mot

Anagrammes  23 vanivany, 24 vinavina

Mis à jour le 2025/11/13