| Entrée (1/2) | 1 volavola | 
| Radical | 2 vola | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Varimasaka atao boribory mba hoentina hatao vatsy rehefa misy dia lavitra haleha: Volavolam-bary [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   cooked rice made into a ball for a journey [1.7] | 
| Explications en français | 6   riz cuit mis en boules pour un voyage [1.8] | 
| Dérivés | 
 | 
| Analogues | 15 vinavina | 
| Entrée (2/2) | 16 volavola | 
| Radical | 17 vola | 
| Partie du discours | 18 nom | 
| Explications en malgache | 19   Enti-milaza zavatra kasaina na ampoizina hatao: Nanana volavolan-dalàna ny fanjakana [1.1] | 
| Explications en français | 20   projet; conception [1.13] | 
| Exemples | 21   Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona.
[1.320#] | 
| Anagrammes | 22 lavavolo, 23 lavolavo, 24 lovalova, 25 valovalo, 26 volavola | 
| Mis à jour le 2025/10/07 |   |