Entrée vinonjy (vonjy)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache voavonjy, novonjena, navotana: Olona novinonjiny tamin' ny loza ianao ka tokony hahay hankasitraka [Rajemisa 1985]
Traduction française secouru, assisté, sauvé, où l'on s'est rendu [Abinal 1888]
Morphologie 
vinonjy
vinonjiko
vinonjinao
vinonjiny
vinonjintsika
vinonjinay
vinonjinareo
vinonjin'
vinonjin-
vinonjim-
novinonjy
novinonjiko
novinonjinao
novinonjiny
novinonjintsika
novinonjinay
novinonjinareo
novinonjin'
novinonjin-
novinonjim-
hovinonjy
hovinonjiko
hovinonjinao
hovinonjiny
hovinonjintsika
hovinonjinay
hovinonjinareo
hovinonjin'
hovinonjin-
hovinonjim-
Synonymes voavonjy

Mis à jour le 2020/09/05