|
|
|
|

Entrée1 voabeda
Radical  2beda
Partie du discours  3 participe passé
Explications en anglais  4seized, grasped, grappled.. [1.2]
Explications en français  5qu'on a saisi. [1.3#78]
Exemples  6 Vehivavy nitaiza kely sy lahiantitra tsy ho afaka hamindra intsony no nivoaka avy tao amin' ilay tranobongo nodorana, fa nihetsika nanondro azy ireo ny sandrin' ilay tovolahy tsy misy hafa aminy, dia voabeda izy telomianaka. [2.5#]
Synonymes  7bineda

Mis à jour le 2025/09/12