Entrée voadinika (dinika)
Partie du discours participe passé
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition anglaise examined into, talked over, admonished, told minutely [Richardson 1885]
Définition française ruminé, examiné [Abinal 1888]
Exemples 
1Ao aloha ireo efa tafavoaka ny faritr' i Matitanana na mbola ao kanefa efa voadinika sy vita microfilms. [Randriamamonjy: Tantara, page 221]
2Ny maso tsy foy hiala eny amin'ny fitaratra, ka voadinika avokoa na fihetsiky'ny molotra na fiantefan'ny maso. [Ramangamalefaka: Solony]
Morphologie 
voadinika
voadiniko
voadinikao
voadininy
voadinitsika
voadinikay
voadinikareo
voadinik'
voadini-
voadiniky
Citations 

2017/05/15