Entrée voafadiditra (fadiditra (diditra))
Partie du discours   participe passé
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Traduction française   Entortillé, entrelacé [Abinal 1888]
Exemples   toy ny hazandrano latsaka am-bovo tsy azo ialana, sy toy ny vorona voan' ny fandrika, tahaka azy ireo koa ny zanak' olombelona dia voafadiditra amin' ny androm-pahoriana, raha avy izay iantsamboran-doza tampoka aminy. [Baiboly: 25.9.12]

Mis à jour le 2017/07/12