Entrée voafafa (fafa)
Partie du discours   participe passé
Traduction anglaise   swept, cleared off, wiped, cleansed. [Richardson 1885]
Traduction française   balayé, raflé [Abinal 1888]
Exemples  
1Ny fiafarany dia voafafa tanteraka fotsiny izao ny fandikan-dalàna natao. [ , 2012/02/03]
2Rehefa voafafa ny trano, dia nanokom-bary izy, ka tsy tamin' ny vilany no nandrahoiny, fa tamin' ny tavy. [Dahle: Angano, page 161]
Synonymes   finafa ~ nofinafa

Mis à jour le 2017/06/17