Entrée voafarana (farana)
Partie du discours participe passé
Explications en anglais Made even, as the edges of anything; confirmed; collected at the end. [1.2]
Explications en français Terminé, conclu, limité, rogné, limé [1.3]
Exemples Nony vita ny trano manontolo, voapetaka ny varavarana ka maina ny lalotra atiny sy ivelany ary voafarana ny tato amin' ny volombodin-trano, hita fa tsy kitranotrano intsony ny anay fa mba tena trano mihitsy. [2.472]
Synonymes finarana

Mis à jour le 2023/01/20