Entrée | 1 voafolaka |
Partie du discours | 2 participe passé |
Radical | 3 folaka |
Explications en anglais |
4 [1.2] bent, broken in, tamed. |
Explications en français |
5 [1.3#182] rompu, plié, dompté, corrigé |
Exemples |
6 [1.316#67] Ny hery miafina ao anatin' ny solitany, dia tonga hery voafolaka hampisidina ny raoplanina. 7 [2.606#26] nefa ambonin'izany, ny fiteny masikoro, izay tsy fiteninay andavanandro, dia tsy mbola voafolaka amin' ny soratra. |
Synonymes | 8 nofinolaka |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |