|
|
|
|

Entrée (1/2)1  folaka
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Tous les mots composés  8  19 mots contenant folaka
Explications en malgache  9  [1.1] Miforitra, mioritra: Folaka ilay hazo fa tsy tapaka akory / Nianjera ny zandriko ka folaka ny tongony
Hendry: Tsy mbola folaka io omby io fa tandremo
Mihena hery, tony: Rehefa folaka ny andro, mitsoka ny tsiodrivotra
Mitony: Folaka ny hatezerany ka mahazo miresaka aminy ianao
Resy, tsy manao intsony: Efa folaka amin' ny fisotroana Rakoto.
Explications en anglais  10  [1.7] broken but still holding together; broken to work, as a horse or an ox
Explications en français  11  [1.13] fracturé
Exemples  12  [2.503] Farany, ny ainy no folaka an-dantony!
13  [2.69] Inona ary izany : folaka antsy fotsy?
14  [2.643] folaka ny vozona raha miondri-dava izao.
Analogues  15  pitsoka, mioritra, mipika, mivika, miolana, miholaitra, mihodivitra, maninta, tapaka, oritra
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot folaka

Entrée (2/2)17  folaka
Partie du discours  18  nom
Tous les mots composés 
Explications en français  21  [1.13] foulure, fracture

Anagrammes  22  afolak, falako, folaka, kolafa

Mis à jour le 2025/08/10