Entrée voafora (fora)
Partie du discours participe passé
Définition malgache Nesorina ny nofo manarona ny lohan' ny filahian' ny ankizilahy kely
Mitovy hevitra: afa-trosa ~ nodidiam-poitra ~ nosikinana ~ notsongoina ~ vita hasoavana ~ voadidy foitra ~ voalehilahy ~ voasikina ~ voatsongo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise circumcised [Richardson 1885]
Définition française circoncis [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Dérivations 
Exemples Ny zaza maty tsy mbola voafora dia tsy maintsy ho foraina izy vao alevina ao am-pasan-drazana, fa raha tsy natao izany hono izy dia tsy raisin' ny fahasivy sy Ndriananahary, ka tonga manjenjena eny ho eny ka mampalahelo. [Ramarlah: Finoana]

2019/04/11