| Entrée | 1 voakaly |
| Radical | 2 kaly |
| Partie du discours | 3 participe passé |
| Explications en anglais |
4 very well done, done with care and skill [1.7] |
| Explications en français |
5 bien soigné: Voakaly io hoso-doko io (Cette peinture a été bien soignée) [1.3#305] 6 fait avec habileté et diligence, très bien fait, travail soigné [1.8] |
| Exemples |
7 Fa misy ny fomba nilana fikarohana sy voakaly kokoa.
[2.472#219]
8 Ny harivolana izany dia azo lazaina fa teny voalahatra manokana sy voakaly mba hanaitra ny sofina sy hampieritreritra ny mpihaino. [2.606#17] |
| Tous les mots composés | 9 angozy vita voakaly |
| Synonymes | 10 kinaly |
| Anagrammes | 11 koviala, 12 voakaly, 13 voakila |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|