|
|
|
|

Entrée1  voakasika
Radical  2 kasika
Partie du discours  3  participe passé
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  4 touché [1.3#316]
Exemples  5  Ny hita ho voakasika kely tokoa angaha dia i Doda. [2.4#112]
6  Amin' ny sisa izay tsy voakasika firy no ahitana koa ny mpanararaotra izay tsy maintsy mahita hihoriranana foana hahazo tombotsoa ho an' ny tenany noho iny fandonana iny. [2.472]
Morphologie 
7  Passé :
Synonymes  8 kinasika

Anagrammes  9 voakasika, 10 voakisaka

Mis à jour le 2025/09/12