Entrée voamafy (mafy)
Partie du discours participe passé
Morphologie 
voamafy
voamafiko
voamafinao
voamafiny
voamafintsika
voamafinay
voamafinareo
voamafin'
voamafin-
voamafim-
Exemples Tsy fo drodroky ny fiainana mirotoroto toy ny any an-drenivohitra ny azy ka miafara amin' ny famonoan-tena indraindray, fa fo voamafy amin' ny fiahiana ny hoavy noho ny fitserana ny adim-piainana eo amin' ny maha tantsaha azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 41]

2017/08/02