Entrée voangy (angy)
Partie du discours   participe passé
Définition anglaise   [Provincial] ornamented, embellished [Richardson 1885]

Entrée voangy
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka, Tanala] voasary: Voangin'omarare: sad'tso an'na tse men'olo (voasarin'ny marary: ka sady tsy hohanina no tsy omena olona) [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] voasary makirana [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] voasary mamy [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  
Citations  

2013/09/10