Entrée |
voaomany > voaomana
(omana)
|
Partie du discours | participe passé
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en anglais | Decorated, dressed, made ready [1.2]
|
Explications en français | Orné, arrangé, préparé [1.3]
|
Exemples |
1 | Aoka izany ny hafalian' izy mivady nandre ahy afaka fanadinana! Dia nizotrà araka ny voalazan' i Vola ilay fandaharana nataony, hay koa moa izy io efa voaomany rahateo mialoha.
[2.4]
|
2 | Ny soavaly voaomana hiady
[2.996]
|
|
Morphologie |
Passé : |
voaomana,
voaomako,
voaomanao,
voaomany,
voaomantsika,
voaomanay,
voaomanareo,
voaoman',
voaoman-,
voaomam-,
voaoma- |
|
|