Entrée voapetaka (petaka)
Partie du discours participe passé
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise stuck on, made to adhere, pasted on [Richardson 1885]
Traduction française qu’on a collé, appliqué, saisi, à quoi on a appliqué; sur quoi on affiche [Abinal 1888]
Synonymes pinetaka
Exemples Nony vita ny trano manontolo, voapetaka ny varavarana ka maina ny lalotra atiny sy ivelany ary voafarana ny tato amin' ny volombodin-trano, hita fa tsy kitranotrano intsony ny anay fa mba tena trano mihitsy. [Andraina: Mitaraina]

Mis à jour le 2021/03/01