| Entrée | 1 voatabataba | 
| Radical | 2 tabataba | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Explications en français | 5   qu’on a troublé, importuné en faisant du bruit, qu'on a mis en désordre [1.3#638] | 
| Exemples | 6   ary noho ny nataony dia voavonjy sy tsy voatabataba foana ny totaliben'ny vahoaka tamin'iny tapany atsinio ambany andrefan' Ankaratra iny.
[2.588#] | 
| Synonymes | 7 tinabataba | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |