| Entrée (1/2) | 1 voazava | 
| Partie du discours | 2 participe passé | 
| Explications en français | 3   illuminé [1.3#869, 1.13] 4 éclairé, rendu clair, distinct [1.3#869] 5 expliqué [1.13] | 
| Exemples | 6   Ireo dia voazava ao amin'ireto pejy manaraka ireto
[2.424#] 7 Rehefa voalaza sy voazava ny foto-dresaka dia mifarana ny kabary fa tsy mba misy teny manokana fankasitrahana ny mpihaino [2.606#] | 
| Entrée (2/2) | 8 voazava | 
| Partie du discours | 9 nom | 
| Explications en français | 10   pastèque, melon d'eau [1.13] | 
| Vocabulaire | 11 Botanique: fruit | 
| Synonymes | 12 voanketsihetsy, voatavorano | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |