Entrée voazavo
Partie du discours nom
Définition malgache Karazana voatango mena aty izay hita betsaka any atsimo, fihinana manta ka mampangatsiatsiaka aoka izany [Rajemisa 1985]
Définition française  [Tanala] (de voa : fruit ; et zavo : obscur, de couleur foncée). Arbuste indéterminé. Son nom a donné sarivoazavo. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 

2019/08/06