|
|
|
|

Entrée1  voazera
Radical  2 zera
Partie du discours  3  participe passé
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  4 jeté à terre, précipité, battu [1.3#872]
Exemples  5  Ny an' i Neny izany aza voazerany mbamin' ny seza nipetrahany. [2.4]
6  Nony hitan'ilay Dragona fa voazera amin'ny tany izy, dia ilay Vehivavy tera-dahy no nenjehiny. [2.996]
Morphologie 
7  Passé :
Synonymes  8 zinera

Mis à jour le 2025/09/12