Entrée vodivona
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bezanozano] voditanety [Rakotosaona 1975]
 Rambon-tanety mandroso sy mitsopaka any anaty rano [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise the shoulders of a mountain [Hallanger 1973]
Traduction française contrefort d'une montagne [Hallanger 1974]
Exemples Izany no tendrombohitra niteraka ny vodivona, vodivona niteraka ny lohasaha, lohasaha niteraka ny loharano, loharano niteraka ny ony, ka nitranganay mianakavy. [Rasamuel: Fanambadiana]
Citations 

Entrée vodivona
Partie du discours nom
Définition malgache (taloha) Faritany nofehezin' andriana napetraky ny Mpanjaka tao, izay natao indrindra hoe "tompombodivona" na koa "tompomenakely" [Rajemisa 1985]
Traduction française fief seigneurial [Ranavalona II: 1878]
 fief, domaine des seigneurs [Abinal 1888]
 domaine d'un seigneur [Hallanger 1974]
Synonymes menakely
Analogues  menabe
Exemples Nomen'Andriambelomasina vodivona izy [Randriamamonjy: Tantara]

Entrée vodivona
Partie du discours adjectif
Traduction française grand, vaste [Abinal 1888]

Mis à jour le 2021/04/07