Entrée menakely (mena, kely)
Partie du discours nom
Définition malgache (taloha) Tany iadidian' ny andriana anankiray napetraky ny mpanjaka ao, izay antsoina hoe tompomenakely na tompombodivona. (Jereo menabe) [Rajemisa 1985]
Traduction française fief seigneurial [Ranavalona II: 1878]
 terres et sujets des seigneurs féodaux, par opposition au menabe, terres et sujets du domaine royal [...] [Rajemisa 1966]
Synonymes vodivona
Analogues  menabe
Exemples 
1Nanan-karena sady be menakely Andriambahoaka; [Dahle: Angano]
2Tsy hataoko menakely ianareo fa ataoko menabe. [Randriamamonjy: Tantara]

Entrée menakely (mena, kely)
Partie du discours nom
Définition malgache Karaza-mofo atao amin' ny kobam-bary misy siramamy ka endasina [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Exemples 
1Mofo menakely na ramanonaka no hany sakafo nohanin' ny olona. [Andraina: Mitaraina]
2Ny ankizy no nitondrany vatomamy sy menakely ka avy hatrany dia nandrapaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Mis à jour le 2021/04/07