Entrée voin-kava-mahatratra (voina, havana, tratra)
Partie du discours   expression
Définition malgache   izay fahavoazana mahazo ny havana mahazo [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   concern for others' afflictions [Hallanger 1973]
Traduction française   on ressent les souffrances des autres [Hallanger 1974]
   malheur d'un parent peut vous atteindre [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
   Le malheur qui atteint les parents vous atteint aussi. [Houlder 1895]
Définition malgache   [Cousins 1871]
Exemples  
1Voin-kava-mahatratra Nanolotra 585.964.840 Ariary ny Indiana [http:]
2Voin-Kava Mahatratra taorian'ny voina nateraky ny fandalovan'ny rivodoza Haruna [https:]
3Tsy nanadino nisaotra ny vahoaka Malagasy tonga namaly ny antso ny Praiminisitra tamin' ny fanomezana fanampiana na voin-kava mahatratra izay notanterahana tetsy Anosy ny Sabotsy faran' ny herinandro teo. [http:]
Citations  

Mis à jour le 2016/06/17