| Entrée | 1 volavelona |
| Mots élémentaires | 2 vola, 3 velona |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 karaza-metaly sarobidy, tsiranoranony fa tsy mivongana ny toetrany, ary anaovana ireo fitaovana fitsapana hafanana na fitsapana ny havesatry ny aera.
[1.1] 6 karazana metaly fotsy miranoka. [1.13] |
| Explications en anglais |
7 quicksilver, mercury.
[1.7] |
| Explications en français |
8 mercure.
[1.3, 1.5, 1.8, 1.13] |
| International |
9 Hg.
[3.1] |
| Vocabulaire | 10 Chimie |
| Tableaux et planches |
11 Table périodique |
| Mis à jour le 2025/11/11 |
|