Entrée vola
Partie du discours nom
Explications en malgache Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy [1.1]
  drala [1.13]
Explications en anglais Money in general [1.7]
Explications en français Argent; monnaie [1.8, 1.13]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : vola, volako, volanao, volany, volantsika, volanay, volanareo, volan', volan-, volam-
Préfixée : -bola, -bolako, -bolanao, -bolany, -bolantsika, -bolanay, -bolanareo, -bolan', -bolan-, -bolam-
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Articles 

Entrée vola
Partie du discours nom
Explications en malgache Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka [1.1]
Explications en anglais Silver [1.7]
Explications en français Argent [1.8, 1.13]
Vocabulaire 
Dérivés 
Synonymes volafotsy
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Ethnonymes 
Toponymes 
Analogues  Ag ~ Table périodique
Proverbes 

Entrée vola
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Volana mpanazava alina [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/19